Teny iditra | tsy laitran' ny mamy | |
Singan-teny | tsy laitra ; mamy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona tsy mety matavy na mahazo aina na dia mahery mihinana aza [1.1] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |